– Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra – Naharay loharanom-baovao ny Polisimpirenena fa misy olona nampiditra « Bajaj » halatra tao Ambondromamy ny 25 septambra 2026 teo. – Nanao fanadihadina ireo Polisy miasa ao Ambondromany ary rehefa voamarina izany dia napetraka ny paikady hisamborana ilay
