FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA MATSIATRA AMBONY : OLOANA FITO NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA NY HETSIKA MAHOMBY

🛡️ Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana sy fiarovana ny vahoaka sy ny fananany 👉 Nandritra ny hetsika « MAHOMBY » notanterahina teo anivon’ny Kaomisaria Foibe Fianarantsoa, nohamafisina ny fisafoana, ny fanaraha-maso, ny fikarohana ary ny fanadihadiana, indrindra tany amin’ireo toerana ahiana

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : TONTOSA NY FAMARANANA NY LALAO ARA-PANATANJAHANTENA HO TOHIN’NY FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA.

👉 Nifarana ny 05 Oktobra 2026, teny amin’ny Kianjan’ny Barea Annexe Mahamasina sy tetsy amin’ny kianja ACSA Ambohidahy, ireo lalao ara-panatanjahantena nokarakaraina tao anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena. 🤝 Hetsika niavaka izay nampivondrona ireo mpandray anjara rehetra eto anivon’ny

MPIVAROTRA RONGONY MIISA TELO VOASAMBOTRA TAO TOAMASINA SY MAHANORO.

👮‍♂️ Ny 28 Septambra 2026, hetsika roa samihafa nataon’ny Polisy tany Toamasina sy Mahanoro no nahatrarana olona miisa telo izay mpamatsy sy mpivarotra rongony. 🔎 Tany Toamasina, tokony ho tamin’ny 05 ora maraina, taorian’ny fahazoana angom-baovao nandritra ny famotorana raharaha

FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA : NIZOTRA TAO ANATIN’NY FIRAISANKINA SY FIFANKATIAVANA

– Tontosa ny Alarobia 30 Septambra 2026 ireo hetsika ivon’ny fankalazĂ na ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena. – Natomboka tamin’ny hazakazaka manodidina ny farihin’Anosy sy ny Zumba tao amin’ny Kianja Barea, nanehoana ny firaisan-kina sy ny firahalahian’ireo Polisimpirenena izany. – Nitohy tamin’ny