FIZARANA FITAOVAM-PIANARANA HO AN’NY KAMBOTY IVELAN’NY AKANY (KIA) TAO AMIN’NY KAOMISARIA FOIBE TSARALALANA

📚 Notontosaina ny 01 Septambra 2026, tao amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalana, ny hetsika fizarana fitaovam-pianarana ho an’ireo KIA (Kamboty Ivelan’ny Akany), izay nokarakarain’ny FIVAPOVA Analamanga. 👮‍♀️ Tonga nanome voninahitra sy nanotrona ity fotoana ity ny Lehiben’ny Faritra Analamanga, Ramatoa Clémence

MITANDREMA AMIN’NY MPISOLOKY ENY AN-DALAMBE !

📌 Matetika eny amin’ny « arrêt bus » sy amin’ny toerana be olona no mety hiseho ity endrika fisolokiana ity. Misy olona iray voalohany mandalo ary mandatsaka zavatra (anaty harona « Sachet », na valopy lehibebe) avy any aminy. Misy olona miara-miandry

MORAMANGA : LEHILAHY IRAY MPANAO HOSOKA FAHAZOAN-DALANA MAMILY FIARA NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

⚠️ Ady amin’ny fanaovana hosoka 📢 Naharay vaovao ny teo anivon’ny Polisimpirenena tao amin’ny Kaomisaria Moramanga, mahakasika ny fisian’olona manamboatra sy manaparitaka taratasy hosoka momba ny fahazoan-dalana mamily fiara (permis de conduire). 👮‍♂️ Taorian’ny nahazoana izany vaovao izany dia nanao