FIANARANTSOA : MPANENDAKA TELO LAHY MATY VOATIFITRY NY POLISY TAORIAN’NY FANDROBANA SY FANDRATRANA OLONA, TELO HAFA AZO SAMBO-BELONA

👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy fametrahana fandriampahalemana maharitra 👮 Ny alin’ny 21 oktobra 2026 dia nisy trangana fanendahana miharo herisetra in-droa miantaona teny Antarandolo, tao Fianarantsoa. 📱Finday sy vola no lasan’ireo jiolahy, ary nisy tamin’ireo niharam-boina no naratra. Fantatra fa

FIP ANTANIMORA : FANAKATONANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY ATRIKASA FAMPITOMBOANA TRAIKEFA MOMBA NY FISOROHANA NY HERISETRA ATAON’NY POLISY

– Notanterahina ny 20 Oktobra 2026, tao amin’ny efitrano malalaky ny Cercle Antanimora, ny fanakatonana sy ny fampahafantarana ampahibemaso ny fintin’ny atrikasa fampizarana sy fampitomboana traikefa momba ny fisorohana ny herisetra ataon’ny Polisy, izay niarahana tamin’ireo Sampandraharaha momba ny Vonjy

ANTANANARIVO RENIVOHITRA : MPANGALATRA MOTO MAMPIASA LAKILE « PASSE PARTOUT » VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny fiarovana ny fananan’ny olona 🏍️ Lehilahy mpangalatra moto raindahany iray no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny CSP 03 Antaninandro, ny 19 Oktobra 2026, taorian’ny nahatratrarana azy niaraka tamin’ny moto. 👮‍♂️ Araka ny fanadihadiana

ANTANANARIVO RENIVOHITRA : MITOHY HATRANY NY HETSIKA FANAMAFISANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA SY FISOROHANA NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA, NAMPITOMBOINA NY FITILIANA NY TAHAN’NY ALIKAOLA SY FISAVANA IREO FIARA MIVEZIVEZY AMIN’NY ALINA ATAON’ NY POLISIMPIRENENA.

⚔️ Fisorohana ny lozam-pifamoivoizana sy fanamafisana ny fandriam-pahalemana. đźš” Tsy voatery miandry ny faran’ny herinandro ny hetsika manokana fisorohana ny lozam-pifamoivoizana ataon’ny Polisimpirenena ; ny alin’ny Alatsinainy 19 Oktobra 2026, dia nisy ny fisavĂ na ny tahan’ny alikaola amin’ireo mpamily fiara

FILAZANA FIKAROHANA: FALINIRINA NALSON ODON

– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandreha avy hatrany ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisarian’ny Filaminambahoaka ao Sainte-Marie amin’ny laharana: – 034 05 529

FIOFANANA MITOHY EO ANIVON’NY POLISIMPIRENENA : FANAMAFISANA NY FAHAIZA-MANAO ARA-TEKNIKA SY FANAJANA NY ZON’OLOMBELONA.

🛡️ Ao anatin’ny ezaka fanatsarana hatrany ny fahaiza-manaon’ny Polisimpirenena dia nisy ny fiofanana roa sosona izay nifantoka tamin’ny fanadihadiana ara-teknika sy ny porofo nomerika, ary ny fiarovana ny zon’olombelona sy fanarahana ny fenitra mifehy ny asan’ny Polisy. 🚔 Ny fiofanana

ANTANANARIVO RENIVOHITRA – KAOMISARIA FOIBE TSARALALANA / BAC / DTMU : FISAVANA SY FANARAHA-MASO IREO MPAMPIASA LALANA, INDRINDRA NY KODIARAN-DROA SY NY FIARA.

🛡️ Ady amin’ny tsy fanarahan-dalana sy fisorohana ny lozam-pifamoivoizana eto an-drenivohitra. 👮‍♂️ Noho ny fitomboan’ny lozam-pifamoivoizana matetika miseho dia nanao hetsika ny Polisimpirenena, niaraka tamin’ny BAC Tsaralalana sy ny DTMU eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ny Alahady 18 oktobra 2026.