CSP3 ANTANINANDRO : MPANENDAKA MIISA 02 TRATRA TETSY ANELAKELAN-TRANON’ANDRAVOAHANGY Angom-baovao tamin’ireo olona tsara sitrapo no nahazoana ireto mpanendaka miisa 02 teny an’elakelan-trano miditra ny looks Andravoahangy iny. Tsy afaka nandositra intsony ireto olon-dratsy ireto fa nisy Polisin’ny boriborintany fahatelo avokoa
